Dikan'ny teny : tazonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tazona) mt. ih. (tazony): Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady. 1 Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin'ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra. 1 h.o.: Tazon y ao an-tsainao izany anatra izan y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel