Dikan'ny teny : tebaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Eso, fanaratsiana, fanakianana noho ny hasosorana na ny tsy fifankahazoana. 1 Fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana, famotsifotsiana, faniratsirana. - t.i.f. : Tebahina, voatebaka, tinebaka I manebaka, fanebaka, mpanebaka 1 anebahana, fanebahana f mahatebaka I tebatebaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel