Dikan'ny teny : tefoedra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. typhoïde) a.: A-retina avy amin'ny mikraoby iray manokana izay atao hoe basilin'i Eberth, avy amin'ny sakafo, ary miditra any amin'ny tsinay, ka ny famantarana azy dia tazo tsy mety miafana sy fivalanana matetitetika; raha tsy voatsabo dia miafara amin'ny fahaloahan'ny tsinay ny tefoedra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel