Dikan'ny teny : temerina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Temerana (temitra) mt. ih. (temero): Asiana temitra: Vao notemerina ny tranonay dia nisy mpanofa. * Fefena:Notemerin'ny mpijery ny mpanambady nalaintsary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel