1 (angl. temple) a.: Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray, • lai.: Trano fiangonan'ny Protestà , mifanohitra amin'ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan'ny Katolika.
Ahitsio