Dikan'ny teny : tenitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny fanesoana a-tao amin'ny fomba toa mieboebo; tebaka; fanakianana miaraka amin'ny fiheverana ny sasany ho tsinontsinona. i Tenerina, voatenitra J manenitra, fanenitra, mpanenitra J anenerana, fanenerana / mahatenitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel