Dikan'ny teny : tenona

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanaovana lamba amin'ny fampidipidirana karazan-kofehy roa: ny tenany mitsangana ary ny fahany mitsivalana: Mahay tenona ve ianao? ? Ny lamba vita araka ny voalaza etsy ambony: Mafy ve ny tenona betsileo? t.i.f : Tenomina, voatenona / manenona, fanenona, mpanenona / anenomana, fanenomana / mahatenona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel