Dikan'ny teny : terena

Hampiditra dikany vaovao
1 (tery) mt. ih. (tereo): Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy. ? Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho. ? Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy uao niaiky ny hadisoany. ? (tohatr'omby) Potserina, fihinina mba hivoahan'ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivauin-dry zareo atsy avaratra. Tarit p. mt.: Teo no ho eo, indray mipy maso. Tarit p. mt.: Endriky ny p. mt. "er?" fampiasa anin' ny lasa, entina hilazana toerana lavidavitra nefa mbola takatry ny maso tsara ary tondroina amin'ny tanana: Ter? ambody hazo ter? no nahitan'ny fokonolona ny fatin y. Tarif p. mt.: Noho izany antony izany, teo no ho eo tsy nampoizina: Maty ter? ny anao bah y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel