Dikan'ny teny : terilatsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rindrin-trano na-tao tamin'ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba hamatorana sy hampiraisana ny volo na ny zozoro milahatra mitsangana. ~ h.i: Ny trano misy rindrina tahaka izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel