1 a.: Fipetrahana amin'ny toerana avo, milingilingy; fipetrahana amin' ny toerana mihaja mora tazana; fipetrahana mininginingina amin'ny zavatra avo. - t.i.f.: Miteronterona, fiteronterona, mpiteronterona / iteronteronana, fiteronteronana / mahateronterona.
Ahitsio