Dikan'ny teny : tifirina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tofirina (tifitra) mt. ih. (tifiro, tofiro): Asiana (amin'ny basy, tafondro, tsipfka... na izay rehetra mety hahavoa): Notifiriko tamin'ny basy ifay vorona ka nitsirara, ? Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin'iny teny iny. * Ohab.: Aza manaf-boronkotofirina: tsy mba taitairina ny olona na biby tiankasiana na hosamborina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel