Dikan'ny teny : tifitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famelezana amin' ny basy; fandefasana zavatra hahavoa ny hafa; fikendrena. - t.i.f.: Tifirina, na tofirina, atifitra, voatifitra 1 mitifitra, fitifitra, mpitifitra 1 itifirana, fitifirana 1 mahatifitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel