Dikan'ny teny : tigetra

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. ticket) a.: Zavatra boribory fisaka atranga ambony ka kendrena tifirina atao fanazarana amin'ny fahaiza-mitifitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel