Dikan'ny teny : tilikambo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ilany avo milangalanga amin'ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin'ny fiangonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel