Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : tily
Hampiditra dikany vaovao
1
a.: Mpitsikilo, mpizaha taratra — (jar. Antily). - t.i.f.: Tilina, atily, voatily 1 mitily, fitily, mpitily 1 itiliana, fitiliana 1 mahatily. ¶ M.h.: Antily, mpitily, mpitsikilo, mpitaratra, mpizaha taratra, drakadraka, mpiambina.
Ahitsio
2
Rantsana skoto manabe zazalahy iray eto Madagasikara
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel