Dikan'ny teny : tolona

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan'ny kilatao henjankenjana ny tolona. • h. o.: Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fàhafahana. I tif: Tolomina, atolona, voatolona, tafatolona 1 mitolona, fitolona, mpitolona 1 itolomana, fitolomana 1 mahatolona 1 tolontolona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel