Dikan'ny teny : vadika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisehoan'ny ilany tsy mbola niseho: Vadi-boamaso. 1 Lafy: Vadi-tsarany. ~ Fitaipahana, tsy fitanana ny teny natao: Vadi-belirano. ? Famindrana na famonosan-damba ny razana efa maty: Vadi-drazana i t.l.f.: Avadika, voavadika, tafavadika I mamadika, famadika, mpamadika 1 amadihana, famadihana 1 mifamadika 1 mampifamadika 1 mivadika, fivadika, mpivadika 1 ivadihana, fivadihana I mahavadika 1 vadibadika j mamadibadika 1 mivadibadika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel