Dikan'ny teny : vahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vaha) mt. ih. (vahao): Borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany. 1Alanafatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin'ny alina. 1 Esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly. ~ Tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika? Ahitsio
2 a: Haben'ny toe-batana: Efa uahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo. * F.-p.: Maka vahana: maka toerana lehibe; tsy mihafihafy; mibahana. 1 Vahan-tsindrano: enti-milaza bika manifinify miezoezo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel