Dikan'ny teny : vahonolona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-bahona maniry amin'ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra ny faniriny ka ny raviny amin'ny tapany ambany dia miala toy ny an'ny ravinala ka raha tazanin-davitra — indrindra amin'ny alina — dia mova tsy toy ny olona izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel