Dikan'ny teny : vahotra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin'izao fahalasanan'ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. - t.i.f.: Vahorana, vahorina, voavahotra 1 mamahotra, famahotra, mpamahotra I amahorana, famahorana 1 mivahotra, fivahotra, mpivahotra j ivahorana, fivahorana 1 mahavahotra I vahobahotra 1 havahotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel