Dikan'ny teny : vahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Zavamaniry mandady amin'ny hazo: Misy dimy amby roapolo karazana ny vahy eto Madagasikara. * Ladim-bahy: ny tahon'ny vahy. / Vahiny: tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin'ireo teny toy ny hoe: "uahindanitra", "vahindroroha" der. ireo teny ireo). / Vahin-kandrina: ilay hoza-dra hita manasaka eo amin'ny handrin'ny olona sasany. * Ohab.: Tsy mifikitra amimbahy maina fa mifikitra amim-bahy lena: miantehitra na miankina amin'ny olona azo antoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel