Dikan'ny teny : vaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mahatapa-kevitra amin'izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko: sady ta handeha aho no te hijanona. 1 Vakavaka i vakavakaina 1 mivakavaka, fivakavaka, mpivakavaka 1 ivakavakana, fivakavakana I mahavakavaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel