Dikan'ny teny : vakiambiaty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana orne-na any anivon-tany ny vary afafy amin'ny volana Septambra — izay ahavakian'ilay zavamaniry atao hoe "ambiaty" — ketsaina amin' ny volana Desambra ary jinjaina amin'ny volana Avrily na Mey eo ho eo (jer. Varialoha). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel