Dikan'ny teny : vakina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vaky) mt, ih. (vakio): Potehina: Novakin'ny ankizy ny fitaratray. • Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io. • Simbana, ravana, robaina: Novakin'ny sasany ny tranony. • Lalovana eo afovoany: Vakin'ny arabe migodana ny tandnanay. 1 Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin'ny fokonolona teo anatrehan'ny mpitsara ilay mpangalatra. ? Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazafny: Vakio ireo teny amin'ny petadrindrina ireo. - F,-p,: Vakim-baratra: taitra ka kepoka foana, mitanaka foana. f Vakin'ny tazo: enti-milaza ny olona nosantaran'ny tazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel