Dikan'ny teny : vakisaova

Hampiditra dikany vaovao
1 na Vakisôva a.: Karazan-tononkira tshnihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin'ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany — jar. fo teny io; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan'ny sôva iray hoe: "Vaky ny a?va momba ny..."). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel