Dikan'ny teny : vakoa

Hampiditra dikany vaovao
1 na Vakoana a.: Karazan-dravinala fihinana izay anaovan-tsatroka ny tsirany ary anafoana trano kosa ny raviny (Pandanus utilis). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel