Dikan'ny teny : vala

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fefy manodidina: A-sio vola ny akohonareo fa manimba ny tanimbolinay. • Faritra na toerana andrian' ny omby ao an-tanàna: Nihoatra ny vala ilay zanok' omby halina. ¶ M.h.: Fahitra. 1 Fizarazaran'ny tanimbary:Manana tanimbary telo vola i Dadabe eny Antanintsaonjo. • Antoko, fifehezana: Irina mba tsy hisy afatsy vola tokana ho an'ny Kristianina rehetra. - t.i.f.: Valana, avala, voavala / marnais, famala, mpamala 1 amalana, famalana 1 mifamala / mivala, fivala 1 ivalana, fivalana 1 mahavala / mivalavala. - F.-p.: Vala be: (taloha) fahazoana miliba manao fitondran-tena ratsy na amin'olona foko inona na amin'olona foko inona. f Milaza vola maty, mitantara talla maty: milaza zavatra be foana tsy misy antony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel