Dikan'ny teny : valala

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-bibikely la-va tanna, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. ? F.-p.: Valalabemandry: ny sarambabem-bahoaka. / Valalatsimandadiharona: ohatrohatra ilazana ny zaza amam-behivavy. / Valais fiandry fasana: ny mpanompo sasany tsy mba nozarain'ny mpandova fa nasainy nitoetra teo amin'ny tany nisy ny fasan'ny mpandova lhany. — Ankehitriny: ny olona mponina eny an-tanindrazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel