Dikan'ny teny : valalanina

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra ? Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita. i t.Lf.: Mahavalalanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel