Dikan'ny teny : valampatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Toetran'ny tongotra atsotra raha mipetraka. 1 t.if: Avalampatra, voavalampatra, tafavalampatra / mivalampatra, fivalampatra, mpivalampatra I ivalamparana, fivalamparana I mahavalampatra I valampadampatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel