Dikan'ny teny : valandotra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Toetran'ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina. I ii t.i.f: Mivalandotra, fiva-/ landotra, mpivalandotra. Ahitsio
2 a.: Ny filazana hoe ampahafirin'ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy. Oh.: misy trano 12 m. ny lavany, ary ny sary milaza io halavany io 4 sm; ny valandotra nampiasaina dia 1/300, izany hoe: 1 sm amin'ny sary dia 1 sm x 300 = 3 m amin'ny tena izy; mari-drefy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel