Dikan'ny teny : valavala

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy. ~ p. t.: Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy no mahasosotra: Valavala loatra to zazalahy io ka tsy azoazoko. a t.Lf.: Valavalana, valavalaina, avalavaia, voavalavala 1 mamalavala, famalavala, mpamalavala / amalavalana, famalavalana / mivalavala, fivalavala 1 mahavalavala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel