Dikan'ny teny : valona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famoretana lamba na fitafiana izay kendrena hilamina tsara; fandaminana sy fitehirizana ao anaty va-ta ny fitafiana tsy anaovana matetika. 1 t.Lf.: Avalona, voavalona 1 mamalona, famalona, mpamalona / amalonana, famalonana / mivalona, fivalona 1 mahavalona 1 valombalona I mivalombalona, fivalombalona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel