Dikan'ny teny : vanditra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny mivohitra mitsoriaka lavalava (toy ny dian'ny tady namatorana na ny tsora-kazo nikapohana). 1 Ny tady voarandrana na-tao haingon'akanjo. 1 t.if.: Avanditra, voavanditra / mamanditra, famanditra, mpamanditra 1 amandirana, famandirana I mivanditra, fivanditra / ivandirana, fivandirana l. vandimbanditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel