Dikan'ny teny : vango

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) a.: Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin'ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin'ny volana Zanvie ka hatramin'ny vola-na Marsa). Ahitsio
2 a.: Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana. - t.i.f.: Vangoana, avango, voavango, vinango / maman-go, famango, mpamango / amangoana, famangoana 1 mifamango / mahavango I vangovango 1 vangovângoina 1 mamangovango / vangony, vangovangony, ambangovangony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel