Dikan'ny teny : vangy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana. - t.i.f.: Vangiana, avangy, voavangy / mamangy, famangy, mpamangy 1 amangiana, famangiana I mampamangy I mahavangy I vangivangy. Ahitsio
2 a.: Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy. a t.if.: Vangivangy 1 mivangivangy, flvangivangy. - F,-p,: Manasa uangy: miteny be mamely, manao vava be, manati-kabary. ΒΆ M. h.: Ombalahinify.Vangiana (uangy) mt. ih. (vangio): Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin'ny hopitaiy. ~ Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin'ny izy maty ana-ka? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel