Dikan'ny teny : vanila

Hampiditra dikany vaovao
1 na Lavanila (fr. vanille) a.: Zavamaniry karazana vahy misy voany lavalava tokony ho 25 sm ary tahaka ny anklkely ny habeny, manana fofona manitra izay mahatonga azy ho sarobidy noho izy tafiditra amin'ny fanamboarana zava-pihinana maro (sokolĂ , mofomamy...) sy fanaovan-taozava-manitra (savony, ranomanitra...). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel