Dikan'ny teny : vanja

Hampiditra dikany vaovao
1 o.: Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin'ny fanaovam-bala fitifirana — Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam+piraka. - F,-p.: Vanja may tsy harena: enti-milaza izay rehetra lanilanim-poana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel