Dikan'ny teny : vano

Hampiditra dikany vaovao
1 o.: Karazam-borona avo dia, mitovy amin'ny vantogisa ny haben'ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy; ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe: "Vanobe": fotsy tanteraka ny volony fa ny ranjony sy ny vavanyno vony tanora; amin' ny toerana be fariby sy ony lehibe ary amin'ny heniheny no ahitana azy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay vanobe voalaza etsy ambony). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel