Dikan'ny teny : vany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny faritra anelanelan' ny tonony roa: Fary lava vany. - F,-p.: Mila vaniny: mita ady, olona sarotiny amin'izay atao. * Fit-en.: Hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny uaniny: firariana atao olona mba hahombiazany tanteraka amin'izay ataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel