Dikan'ny teny : vao

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mbola simba: Mofo vao vidina fa efa leon' ny mofo mialina andro aho. 1 Niseho tsy ela izay: Fery vao. 1 Tsy tranainy, tsy ton-ta: Nosoloana dabilio vao daholo ny dabilio tao am-piangonana. Ny p.mt, "Vao" dia manan-kevitra samy hafa araka ny matoanteny miaraka aminy, na milaza ny ankehitriny, na ny lasa, na ny ho avy: 1) Mbola eo...: Vao misakafo izahay. 2) Avy... tsy ela akory: Vao nisakafo izahay, 3) Efa akaiky ny: Vao hisakafo izahay. 1 ppt. feh.: Raha vantany avy...: Vao nahare poa-basy izy dia nandositra. i Vaozina, havaozina/ manavao, fanavao, mpanavao / anavaozana, fanavaozana / mifanavao 1 mihavao / ihavaozana, fihavaozana / mahavao 1 mavao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel