Dikan'ny teny : variaminanana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vary misy teti-kena sy karazan'anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izaY vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel