Dikan'ny teny : varidimiventy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy. * Ohab.: Varidimiventy namidy vozon-kena: kely ihany fa misauily any an-katony na Varidimiventy namidy trafonkena: kely ihany fa lasana ambony: ilazana zavatra kely jerena toa tsy inona, nefa nahazoana na nahavitana zava-dehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel