Dikan'ny teny : varina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fidinana, fianjerana, fitsingidinana, fanonganana, fionganana. i Avarina, voavarina, tafavarina / mamarina, famarina, mpamarina / amarina-na, famarinana / mivarina, fivarina, mpivarina / ivarinana, fivarinana / mahavarina, varimbarina. Ahitsio
2 (vatra) mt, ih. (varo): Zarina: Varo hikarakara tena ireo zaza ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel