Dikan'ny teny : varozaka

Hampiditra dikany vaovao
1 Varozana a. sy p. t.: Enti-milaza: 1) zavatra lava mirefarefa na mitaritarfka; 2) teny lava tsy misy antony fa ny teo ihany no averimberiaa, - t.i.f.: Avarozaka / manavarozaka, fanavarozaka, mpanavarozaka j anavarozahana, fanavarozahana / mivarozaka, fivarozaka, mpivarozaka / ivarozahana, fivarozahana / mahavarozaka / varozadrozaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel