Dikan'ny teny : vasavasa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famakafakana (zavatra) hatramin'ny antsipirianY madinika - t.i.f.: Vasavasaina, voavasavasa / mamasavasa, famasavasa, mpamasavasa / amasavasana, famasavasana / mivasavasa, fivasavasa, mpivasavasa / vasavasana, fivasavasana / mahavasavasa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel