Dikan'ny teny : vatravatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahatongavana rodobe amin-kery. ? Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy. 1 t.Lf.: Vatravatraina, avatravatra, voavatravatra / mamatravatra / amatravatrana, famatravatrana I mivatravatra, fivatravatra, mpivatravatra / ivatravatràna, fivatravatràna. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel