Dikan'ny teny : vatsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sakafo, na vola atao solony, omena olona handeha hivahiny lavitra. - t.i.f.: Vatsina, avatsy, voavatsy, vinatsy / mamatsy, famatsy, mpamatsy I amatsiana, famatsiana / mivatsy, fivatsy, mpivatsy I ivatsiana, fivatsiana 1 mahavatsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel