Dikan'ny teny : vavahady

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin'ny tanĂ na na sahan'olona iray. 1 Vavan'ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka na-tao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin'ny zoro firarazana na eo amin'ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben'ny trano). - F.-p.: Kabary ambony uauahody: -kabary mipoapoaka natao hampirehidrehitra ny vahoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel