Dikan'ny teny : vavaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fitsaohana sy fangatahana atao amin'Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivauy iny. 1 tif: Voavavaka I mivavaka, fivavaka, mpivavaka I ivavahana, fivavahana / mifampivavaka / mampivavaka / mahavavaka I vavabavaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel